M.B.L:
refa avy naka souffle/am fotoana tsy ampoizina alatsakay ny vibe anatin'ny sofina/
aza mbola miaka-pofona/ fa zay lo tsy hanome poizina ny mpokona ok/
io fa hitanay le tena lalana ho aleha/ ampiko ny kozin'ny bigg hoe ty tsy mety callé/ yo na mpijery manda/ yo na ny adva mandihy/ na cash tsisy mando io tsy very mande/ ye hatramzao am-perinasa parsi na mbola samy takotakony blem perso zay/ ra nazahona vola be leis ty /tsy efa hitanla ni style anatina merco zay/karnaz/mitondra ny reviny mizara ny heviny avy nanavatsava vanja milevina/dimy sy roa arivo eo fona/mitohy ny fiaraha miasa ny tena izy zay tsy miverina satria zay tsy lasa.
REFRAIN:
reo zay miverina/fa mangingina ny tanana/ mila mitondra hafanana milay vaovao
ze drafitra entinay mamay/ny ekipanay mamay/ra mankafy mozikan'ny kary ela dia ndao/alefa
zay miverina/fa mangingina ny tanana de mila mitondra hafanana milay vaovao
ka lasa ty zao de mande/mande/mande /mande/ra mankafy ny mozikan'ny kary ela de ndao/alefa
BIGG:
zay tonga hitaky ny plasinay/hiboty ze tsy miady am piesinay/aza jerena am pozinay fa ny vitanay tsy ampozinao/ozizy hoe ny rap marary/tsy koi fa tsabony kary/kobonay ny atao satria zay tsy zandry kely vo omaly/tanaty moov ny kary teo pause/f'ty ndray ny occaz hipotranay hamohahanay kozy/ary zay tsy hidi-kizo fa ho alavirinay ko ny nofa/aleonay miafy am vitanay fa kobonay ny vokany le matoky anareo/zay miasa mafy ny vokany nareo no mitaty/nareo no manao fokasy de lasa karnaz no maty/so ihany fa karnaz mataty/de am ty zay hiseho matetika/satria zay lany vola sy fotoana de manjary maty antoka/ny antoko reo ihany/omaly tsy niova io ry tsamy ary ny akama nanohy lala-kafa tsisy omenay tsiny /de tsisy tsony ny drafitra fopla manimba/ary manomboka eto ny kary ande hanova famindra.
REFRAIN
SINGLA:
de zao zay miverina miaraka am gilet par balle/satria ny mpankahala anay bobaka be otrany adala/sa tsy zany ty vazo ho any mpokona/vazonay mivoka tsy matahotra ny ho jokona/zay tsy bokona miasa tsara ny saina/karnaz atsanganay avo indray ny saina/aleo zay miverina fa mangingina ny tanana/mijery vam fotsiny ny asan'i bandy akama/yo alefa rap no apiretina yo ny fiainana poretina/de tsy azon'la am fatin'aretina/zao zay miverina fa makafoka ny showbiz bandy/bobaka be ny mivazovazo kely etsy sy ero de dangy/de ty ho atolotro ho any bandy kely mataty ho any sipa kely mataty ze tsy mivarina ankady ya/de aleo miala lavitra bofy sy baina/
lela-palady ela taloha zao lasa boys band.
REFRAIN BIS