<1er COUPLET BIGG:
ALATSAKO NY TCHATCHE EO AMBONY BEAT MITAPY / MATOA ELA TSY HITAHITA NY KARY MITRAVY / NY RAP TSY HATAFA DE ALEOANAY MITADY ASA FA TSY VARIANA MIDASY NEFA NY TANY MIDADASIKA / ADALANA PLAYST MPANADALA MPIANATRY CLAIRF / ADALANA SEXE MIONDANA KIM SY WEST / MBOLA TSY MITAIZA TSY MAVIDY GUIGOZ / RA BIGG PAPA DOZY NY TSAIN HIELAKO PA VO LOVE / MITAPO AM BANDY DE MIFAMPIKOZY HOE KAIZA KAIZA NY ALBUM AIZA HO AIZA HARDCORE SA RAP MAIVANA
KOZIO NY KIL HOE HO AVY NY KARY FA CALME TSISY KOZY FAHATANY FA ZAO NO TSARA FANTARINA / NY MC NORMA TSIPAZAKO ROSE FA NY MC NOFA FAFAZAKO KOZY
ZAY TSY MPISOTRO CLUB DZAMA TSY MPIHENO CLO MAHAJANGA NA FIAINANA DEVOLY REVEKO FOANA IO MADAMA......
<REFRAIN:
HO ANY KOFA TSY MATAHOTRA HO KALASY / KAIZA KAIZA
HO ANY SIPA GASY MIKIFA TAILLE BASSE / KAIZA KAIZA
HO ANAREO MANAO LATACHE RAP GASY / KAIZA KAIZA
HO ANAREO......KAIZA KAIZA
ANTANANARIVO HATRANY AMORIN-TSIRAKA / KAIZA KAIZA
HO ANY KOFOBOAY AKAMA TSY METY PILAKA / KAIZA KAIZA
HO ANY JOBA JOBA KELY BE SENTIMAKA / KAIZA KAIZA
HO ANAREO......KAIZA KAIZA
<2e COUPLET SINGLA:
TY HO ATOLOTRO HO ANY JOBAKO / HO ATOLOTRO HO ANY ZANAKO / HO ATOLOTRO HO ANY AKAMAKO / HO ATOLOTRO HO ANY MPAMPIANATRO / BOBAKA NY ZAVATRA REVEKO DE KOZIKO AM KIL AM KOLOTSAINA FANTATRO / REVEKO NY BOFIKO REVEKO NY SOSIKO REVEKO NY MOLOTRANY VADIN LA MILELAKA LE FIKA ANATY POSIKO / REVEKO NY JOBA MIBORIDANA TSY MILA BRIGADENA TSY MILA ADIKA TENA REFA MIKOZY AH HOE REVEKO NY BIKA TENA / TSY REVEKO NY DEDAKA RARAHAKO PETROLE MBA HIDEDAKA DE ANY AM AFOBE NDRAY MIBEBAKA / REVEKO NY KARNAZ TMATIK TONGUE NAT / REVEKO NY RABOUSSA KOUGAR PSYKOPASY / REVEKO NY OLONA MITRAVY MAFY MBA HO TAFAVOKA TAFATSOKA AM FIAINANA MOTHER FUCK / DIA TY HO ATOLOTRO HO ANY ZANAKO HO ANY NAMAKO HO DADAKO HO ANY LALAKO HO ANY AKAMAKO......

<3e COUPLET MBL:
EFA MAZATRA LE MIKOZY KAIZA / OTRAN FITOTONA GROSSE CAISSE
NEFA ZA TSY TAIZA FA MBOLA ANATY LIFE / MANAO ZAY METY SATRIA NY SOSY TSISY HOE ROFINA AIZA / DIA HO ANDE HO AIZA SA HOE HATOKY AN IZA / OLD BE OLON-DEHIBE FA MBOLA ZAZA RAP TAIZA / MASAHA MIVANTAMBATANA OTRAN KARNAZ
MIALA TSINY AM FIARAHA MONINA RA TSY MAZAKA AN AZY / SATRIA TSY MAHA SAKANA AZY LE KOZY MITAPITAPY / HOE AJANONY AMZAY LE RAP DE NDANA MITADY
VADY / AZAFADY BANDY FA NY TSAIN BE VANDIVANDY LE TENA ANJELIKO TSY VITANY HOE MAHAFATIFATY / KOZY VITSY NO ALATSAKO OO / FIANAKAVIKO NY AKAMAKO OO / NA BE BLEM AZA NY FIAINAKO OO / IONDANAKO OO / NA LALA-MIDI-KIZO AZA NY ANDEHANAKO OO

HO ANAREO......KAIZA KAIZA.........